File:Lapa Mahitsielafanjaka.jpg

From Wikimedia Commons, the free media repository
Jump to navigation Jump to search

Original file(4,160 × 3,120 pixels, file size: 4.74 MB, MIME type: image/jpeg)

Captions

Captions

Add a one-line explanation of what this file represents

Summary[edit]

Description
Français : Ny taona 1796 no nanorenan’ny mpanjaka Andrianampoinimerina ny Lapa Mahitsielafanjaka. Lapa izay nametrahany ny iray tamin’ny vadiny 12 sy nipetrahany rehefa teny Antananarivo izy ity.

Vita amin’ny andramena ny rindrin’ity Lapa ity. Bozaka antsoina hoe « herana » kosa no tafony. Antony ara-pinoana sy fomba merina nanaovana izany tafo herana izany ny firariana mba hieran’ny ambanilanitra hatrany ny mpanjaka mitoetra ao. Nitazona izany tafo herana izany ny mpanjaka nifandimby na dia nanana fahafahana nanao tafo hazo aza. Ny hoe « Mahitsielafanjaka » dia midika hoe: ho ela fanapahana eo amin’ny fanjakana ny manao ny marina sy mahitsy. Ao atsinanan’ny Lapa Manampisoa sy Tranovola no misy an’i Mahitsielafanjaka. Nokatsahina ho ambany kokoa ny toerana misy azy mitaha amin’ireo Lapa ireo. Anisan’ny Lapa malaza indrindra amin’ny tranon’ny mpanjaka tranainy tao Analamasina i Mahitsielafanjaka. Tao no nitahirizana an’i Manjakatsiroa: sampim-panjakana nitokisan’Andrianampoinimerina fatratra, mpiambina sy mpiaro ny fianakavian’ny mpanjaka. Mbola hita eo anoloan’ny trano hatramin’izao ny tsangambaton’Ikodoka, izay mpiady mahery fon’Andrianampoinimerina natao hiaro ny sampy. Mbola hita ao koa ny entan’ny mpanjaka, toy ny fandrian’ny vadiny. Anisan’ny Lapa kilan’ny afo tamin’ny 6 novambra 1995 i Mahitsielafanjaka. Efa voarina anefa ity Lapa ity na dia tsy niverina tanteraka amin’ny endriny voalohany aza. Sady lasa misy vato voapaika avo ny fanambanin’ny rindrin-kazo no lasa tafo hazo kapila raha tafo herana tany aloha.

Source : https://www.depeche-taratra.mg/mahitsielafanjaka-lapa-naorinandrianampoinimerina/
Date
Source Own work
Author Dalbergiaada

Licensing[edit]

I, the copyright holder of this work, hereby publish it under the following license:
w:en:Creative Commons
attribution share alike
This file is licensed under the Creative Commons Attribution-Share Alike 4.0 International license.
You are free:
  • to share – to copy, distribute and transmit the work
  • to remix – to adapt the work
Under the following conditions:
  • attribution – You must give appropriate credit, provide a link to the license, and indicate if changes were made. You may do so in any reasonable manner, but not in any way that suggests the licensor endorses you or your use.
  • share alike – If you remix, transform, or build upon the material, you must distribute your contributions under the same or compatible license as the original.

File history

Click on a date/time to view the file as it appeared at that time.

Date/TimeThumbnailDimensionsUserComment
current16:34, 26 February 2024Thumbnail for version as of 16:34, 26 February 20244,160 × 3,120 (4.74 MB)Dalbergiaada (talk | contribs)Uploaded own work with UploadWizard

There are no pages that use this file.

Metadata